Toliara-Fitoriana ny filazantsaran’i Jesosy

Tantely Ratsimba sy ireo ekipa miara-miasa aminy dia ho avy eto TOLIARA  hitory FILAZANTSARA ho antsika rehetra eto an-toerana ny 28 Novambra ka hatramin’ny 02 Desambra 2019

« Ho fantantrareo ny marina, ary ny marina no hanafaka anareo tsy ho andevo »

Jaona 8 :32

FIVORIANA SY FAMPIANARANA : Alahady maraina @ 9 ora eo analanelan’ny « Ecole Française Ambohibao » sy ny « Collège Les bambinos », vavahady gris