Toamasina – Fitoriana ny filazantsaran’i Jesosy

Fitoriana sy fizarana ny filazantsaran’i JESOSY eto TOAMASINA ny 30 sy 31 OKTOBRA ao amin’ny Salle des fêtes CEG Ratsimilaho eo ampitan’ny CPJF.

« Ho fantantrareo ny marina, ary ny marina no hanafaka anareo tsy ho andevo »  Jaona 8 :32

FIVORIANA SY FAMPIANARANA : Alahady maraina @ 9 ora eo analanelan’ny « Ecole Française Ambohibao » sy ny « Collège Les bambinos », vavahady gris