Biby madio sy biby maloto hoe?

“Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin’ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata”  Kolosiana 2:16 -17

Voalohany tokony fantatsika amin’ny izao andro ankehitriny izao fa ny famonjena dia avy amin’ny finoana an’i Jesosy Kristy irery ihany fa tsy avy amin’ny lalàna velively. Maro ny andinin-tSoratra Masina  milaza an’izany ao amin’ny Baiboly.

“Fa tsy lalàna, fa fahamarinana amin’ny finoana, no nahazoan’i Abrahama sy ny taranany ny teny fikasana ho mpandova izao tontolo izao izy. » Romana 4:13

« Koa amin’izany dia ataontsika fa finoana no anamarinana ny olona, fa tsy ny asan’ny lalàna. » Romana 3:28 Read more »

FIVORIANA SY FAMPIANARANA : Alahady maraina @ 9 ora eo analanelan’ny « Ecole Française Ambohibao » sy ny « Collège Les bambinos », vavahady gris
FIVORIANA SY FAMPIANARANA : Alahady maraina @ 9 ora eo analanelan’ny « Ecole Française Ambohibao » sy ny « Collège Les bambinos », vavahady gris