Ny fanjakan’Andriamanitra sy ny fahamarinany

Fivoriam-pifohazana mandritra ny volana May sy Jona 2017

Isaky ny Sabotsy manomboka amin’ny 2 ora tolakandro.

Toerana :

Amphithéâtre Lycée JJR Rabearivelo Analakely

FIVORIANA SY FAMPIANARANA : Alahady maraina @ 9 ora eo analanelan’ny « Ecole Française Ambohibao » sy ny « Collège Les bambinos », vavahady gris