Fivoriana sy fotoam-bavaka

ny Alahady 17 sy 24 Marsa 2019

ao amin’ny

Villa « Manome Ny Soa » Ambohibao.

Manomboka amin’ny

9 ora maraina.

Trano voalohany ankavanana misy soratra hoe « Manome Ny Soa », rehefa tonga eo amin’ny sampanandalana mankany amin’ny BIANCO Ambohibao sy miverina ho any amin’ny Pharmacie d’Ambohibao.

FIVORIANA SY FAMPIANARANA : Alahady maraina @ 9 ora eo analanelan’ny « Ecole Française Ambohibao » sy ny « Collège Les bambinos », vavahady gris