Fitoriana ny filazantsaran’i Jesosy

eto Mahajanga ny 01 sy 03 May 2019 ao amin’ny LA PROMENADE eo amin’ny Bord. Manomboka amin’ny 5 ora hariva.

« Ho fantatrareo ny marina, ary ny marina no hanafaka anareo tsy ho andevo » Jaona 8: 32

FIVORIANA SY FAMPIANARANA : Alahady maraina @ 9 ora eo analanelan’ny « Ecole Française Ambohibao » sy ny « Collège Les bambinos », vavahady gris