Fandaharana Miomana amin’ny MaTv

Fandaharana Miomana arahinao isaky ny alahady maraina amin’ny 8ora 15 mn sy ny alarobia amin’ny 11ora atoandro amin’ny fahitalavitra MaTv.

« Miomàna hihaona amin’Andriamanitra » Amosa 4: 12

FIVORIANA SY FAMPIANARANA : Alahady maraina @ 9 ora eo analanelan’ny « Ecole Française Ambohibao » sy ny « Collège Les bambinos », vavahady gris