Diego- Fitoriana ny filazantsaran’i Jesosy

Manoloana ireo fampianaran-diso izay mielipatrana, Tantely Ratsimba dia ho avy eto ANTSIRANANA hitory filazantsara ny:

ASABOTSY 19ALAHADY 20ALATSINAINY 21 OKTOBRA samy amin’ny 6 ora 30 hariva ao amin’ny tranon’ny fikambanan’ny mpiaramamaky baiboly ao GRAND PAVOIS ao DIEGO.

Fitoriana izay iresahana ny amin’ny:

  • Fibebahana
  • Ny fandresena ny fahotana sy ny fahazandratsy
  • Ny fiomanana amin’ny fiverenan’i JESOSY

 Asaina avokoa ny olondrehetra tsy ankanavaka

« Ho fantatrareo ny marina, ary ny marina no hanafaka anareo tsy ho andevo » Jaona 8: 32

FIVORIANA SY FAMPIANARANA : Alahady maraina @ 9 ora eo analanelan’ny « Ecole Française Ambohibao » sy ny « Collège Les bambinos », vavahady gris