
2Kor 11: 3 “Fa matahotra aho, f’andrao ny sainareo ho simba hiala amin’ ny fahitsiam-po sy ny fahadiovana amin’ i Kristy, tahaka ny namitahan’ ny menarana an’ i Eva tamin’ ny fihendreny”. Anisan’ny ao anatin’ny fampianarana tsy misy kilema ny fampianarana ny Fahatsoran’i Kristy. Ary tokony ho toetra hita eo amin’ny Kristianina, ny mpino, ny […]