
Nohon’ny zava-misy ara-pahasalamana dia miato ny fotoam-bavaka isaky ny Alahady maraina eny Ambohibao, mandritra ny fotoana tsy voafetra.
Ho lazaina aminao eto ihany ny fiverenan’ny fotoana.
« Dia handroso aman-toky hianao, Ka tsy ho tafintohina ny tongotrao. 24 Tsy hatahotra hianao, raha mandry; Eny, handry hianao, ary ho mamy ny torimasonao. 25 Aza manahy ny tahotra avy tampoka, Na ny rivo-doza mamely ny ratsy fanahy, raha avy izany; 26 Fa Jehovah no ho tokinao Ka hiambina ny tongotrao tsy ho voafandrika. »
Oh 3: 23-26